|
|
|
|

Entry1  tsy mifaditrovana
Elementary words  2  tsy, 3  faditr' ovana
Part of speech  4  locution
Explanations in French  5  injuste, cruel, sans pitié [1.3]
Examples  6  Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana. [2.324]
7  Olona tsy mifaditrovana! [2.472]
8  Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy. [2.5]

Updated on 2025/09/12